msh_2ki_text_reg/09/09.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 9 Hataoko manahaky gny avorohotan'i Jeroboama anakay lahin'i Nebata voho manahaky gny avorohotan'i basa anaky lahin'i Ahia gny avorohotan'i ahaba. \v 10 Reo alika ro hihina gan'i Jezebela ao Jezirela, sady tsy hisy olo handevy gnazy." Sady nosokafan'ilay mpaminany gny vavavagna ka nandositsy ie.