msh_2ki_text_reg/09/07.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 7 Tsy maintsy vonoanao gny avorohotan'i ahaba tomponao, mba hamaliako faty gny ran'ireo mpaminany mpanompoko, voho reo ran'ireo mpanompon'ny tagnan'i Jezebela. \v 8 fa ho ringa gny avorohatan'i ahabamanontolo, sady ho foagnako eo amin'i Ahaba gny anaky lahy iaby, na andevo io na olo hafa.