msh_2ki_text_reg/09/01.txt

1 line
604 B
Plaintext

\v 1 Nikaiky gny raiky tamin'ireo anaky gny mpaminany i elisa mpaminany ka nanao tamin'ny hoe:' Miakanjoa ho gan'ny lia, sady raiso eo an-tagnanao toy tavoangy kely misy diloilo toy sady mandeha agny Ramota-gileada. \v 2 Lafa avy iha, la ilao i jeho anaky lahin'i Josafata anak'i Nemsy, ka milira sady ampitsanagano eo aminireo namany sady andeso ao agnty efitsy agnaty raiky ie. \v 3 Sady alao gny tavoangy misy diloilo ka araho eo ambanin'ny lohany sad lazao hoe:' Zao ro lazain'i Yaveh:' fa nosoroka ho mpanjaka eo amin'Israely iha." bakeo la sokafy gny varavagna, ka mandositsy ; la ka mitaredareda."