msh_2ki_text_reg/08/28.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 28 nandeha niaraky tamin'i Jorama anaky lahin'i ahaba i ahazia, mba hialy amin'i Hazaela, mpanjakan'i Syria, ao Ramota-gileada. Nandratsa gnan'i Jorama reo Syriana. \v 29 Nimpoly i Jorama mpanjaka mba hotsaboa agny Jezirela amin'ireo ratsy zay nataon'ireo Syriana taminy tao Rama, lafa nialy tamin'i Hazaela mpanjaka ie. sady i ahazia anaky alhin'i Jerhama, mpanjakan'i Joda, nizotso ho agny Jezirela mba hanenty gnan'i Jorama anaky lahin'i ahaba, fotony naratsy i jorama.