msh_2ki_text_reg/08/22.txt

1 line
464 B
Plaintext

\v 22 Ka nikomy nanohitsy gny fitsipik'i Joda mandraky androany i Edoma. Nikomy avao koa i Libna tamin'io fotoa io. \v 23 Sady gny amin'ireo raharaha hafa mahakasiky gnan'i Jehorama, zay iaby nataony, moa tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'ireo tantaran'ny mpanjakan'i joda va io? \v 24 Maty sady nijano niaraky tamin'ireo razany i jehorama, sady nalevy niaraky tamin'ireo razany tao an-tanan'i Davida. la i ahazia anany lahy ro lasa mpanjaka nandimby gny toerany.