msh_2ki_text_reg/08/05.txt

1 line
592 B
Plaintext

\v 5 Ka laha nivola tamin'ny mpanjaka gny fomba nameloman'i Elisa lay zaza zay fa maty ie, la avy lay ampela renin'ilay zaza novelominy mba hiangavy gny mpanjaka gny amin'ny tragnony voho gny taniny. Hoy i gezahy:' Ry mpanjaka, tompoko, toy lay ampela , sady toy gny anany lahy, zay novelom'i elisa." \v 6 Lafa nagnontany gny mpanjaka an-dravehivavy momba gny anany gny mpanjaka la nazavagniny taminy io. ka nandidy manam-pahefa raiky ho gnazy gny mpanjaka, nano hoe;' ampolio aminy zay iaby gnazy sady gny vokatsy gny sahany iaby hatramin'ny andro zay nagnengany gny tany ka hatramin'izao ."