msh_2ki_text_reg/08/03.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 3 sady faran'ny fito tao la nimpoly bakao amin'ny tanin'ny Filisiana ravehivavy, la nagnagny amin'ny mpanjaka ie mba hiangavy gny amin'ny tragnony voho gny amin'ny taniny. \v 4 Sady mpanompon'ilay joharin-Dranagnahary , nanao hoe;' Mba lazao gnahy lahy reo raha bevata iaby zay nataon'i Elisa."