msh_2ki_text_reg/08/01.txt

1 line
469 B
Plaintext

sady Elisa niresaky tamin-dravehivavy renin'ilay zaza zay novelominy. hoy ie taminy:' Mitsangana, sady mandehana miaraky amin'ny avorohotanao, ka mipetraha na aia aia azonao hipetraha agny an-tany hafa fotony Yaveh fa nikaiky mosary ho avy eto amy toy tana toy mandritsa gny fito tao." \v 2 Ka la nitsanga ravehivavy sady nankato gny safan'ilay joharin-Dranagnahary . Nandeha niaraky tamin'ireo avorohotany ie sady nipetraky tagny amin'ny tanin'ny Filistiana fito tao.