msh_2ki_text_reg/07/16.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 16 Nandositsy reo fokonolo sady nandroba gny tobin'ireo Syriana. ka namily ho sekely raiky gny koba soa lisa eran'ny fanarana, voho hordea roe famarana la sekely raiky araky gny fa voalazan'ny safan'i Yaveh. \v 17 nabaikon'ny mpanjaka lay llehiben'ny mpiamby zay mariny azy mba hiamby gny vavahady sady voahitsakitsak'ireo fokonolo teo am-bavahady ie. Sady ie manahaky gny fa voalazan'ny joharin-Dranagnahary, zay nivola lafa nizotso teo aminy gny mpanjaka.