msh_2ki_text_reg/07/05.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 5 ka niainga rozy gny takariva mba hagnagny amin'ny tobin'ny Syriana lafa avy tegny amin'ny faritsy ivelan'ny toby rozy, la tsy nisy olo tao. \v 6 Fa fa nampandresen'ny Tompo gny feon'ireo kalesy , voho gny feon'ireo soavaly__ gny feon'ireo tafiky bevata hafa, gny tafikin'ny Syriana, voho nifampiresaky rozy hoe:' Gny mpanjakan'Israely la nagnakarama reo mpanjakan'ireo Hetita voho reo Egyptiana mba ho avy hanohitsy gnantsika.