msh_2ki_text_reg/05/26.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v \v 26 Hoy i Elisa tamin'i Gehazy hoe:' Tsy niaraky taminao va gny fagnahiko lafa nihody tamin'ny kalesy mba hitsena gnanao lay johary? Fotoa fandraisa vola voho akanjo, tamin'oliva voho tanim-boaloboky, aondry voho aomby, sady mpanompo lahy voho ampela va zao? \v 27 Nohon'io la ho aminao voho gny avorohotanao mandrakizay gny habokan'i Namana." Ka niala tamin'ny fagnatrehany i Gehazy , boka foty manahaky gny ando.