msh_2ki_text_reg/05/11.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 11 Fa neloky i Namana sady roso nisafa hoe:" Ingo, noeretreretiko fa hiboaky hamonjy gnahy ie sady hitsanga voho hikaiky gny agnaran'i Yaveh Ndranagnahary, sady hagnefahefa gny tana amin'ilay toera ka hagnasitra gny habokany. \v 12 Moa i Abana voho Farpara, reniranon'i Damaskosy, tsy soa kokoa noho gny rano iaby ao Israely? Tsy afaky miandro ao amin'ireo va zaho la halio?" La himpoly ie sady roso an-keloky.