msh_2ki_text_reg/05/08.txt

1 line
583 B
Plaintext

\v 8 Koa lafa jan'i Elisa lay lehilahin-Dranagnahary fa nanataky gny salony lay mpanjakan' Israely , la nagniraky safa tany amin-gny mpanjakan' ie, nanao hoe: " Nagnino ro tinatakao gny salotsao? Engao ie hamonjy gnahy henanizao, la ho hainy fa misy mpagnambara hafatsy ao Israely." \v 9 Ka niavy nisondry tamin'ireo soavaliny katrakany i Namana , sady nijoro teo am-baravagnan-gny tragnon'i Elisa \v 10 Nagniraky mpanday hafatsy taminy agny i Elisa, nanao hoe; " Ndagny, sady ampandro gnim-pito amin'i Jordana ao gny vatanao, la himpoly amy gny taloha gny nofotsao; halio iha."