msh_2ki_text_reg/03/07.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 7 Nandefa hafatsy tamin'i Josafata mpanjakan'i Joda ie, nisafa hoe: " Fa nihentsy gny hialy amiko gny mpanjakan'i Moaba. Handeha hisondry agnamiko hialy amin'i Moaba va iha?" La namaly Josafata hoe: " Handeha zaho, manahaky gnanao avao koa zaho, gn'oloko manahaky gn'olonao, gny soavaliko manahaky gny soavalinao." \v 8 La nisafa ie bakeo hoe: " Amy gny lala aia ro hanafentsika? Namaly Josafata hoe: " Amy gny lala mamaky gny efits'i Edoma.