\v 8 Folo valoamby tao Joikina ro nanomboky nanjaka; nanjaka telo vola tagny Jerosalema ie. Gny agnaran'ny reniny la iNehosta; anaky ampelan'i Eltana bakagny Jerosalema. \v 9 Nanao zay raty teo amason'i Yaveh ie; nanao zay iaby nataon'ny rainy ie.