\v 24 Fotoa kely tafaran'io la namory gny tafiny i Beni-hadada sady hanafiky gnan'i Samaria voho nanao fahirano gnazy. \v 25 Ka nisy mosary bevata tagny samaria. Ingo nanao fahirano rozy mandra-pahaletaky ho sekely volafoty valopolo gny lohan'ampondra raiky sady taim-boromailala ampahefatsy gny kabo ho sekely teo amin'ny manda gny mpanjakan'Israely, la nisy mapela nikoraky taminy , nivola hoe;' Vonjeo, ry mpanjaka, tompoko."