\v 23 Sady lasa niaraky tamin'i Jonadaba anaky lahin'i Rekaba ho ao an-tragnon'i Bala i Jeho, sady hoy ie tamin'ireo mpanompon'i Bala;'Zahao, sady ataovo azo antoky fa tsy hisy bakamin'ny mpanompon'i yaveh gny raiky aminareo eto, fa mpanompon'i Bala avao." \v 24 La nandeha nanolotsy soro voho fagnatitsy oroa rozy. Sady nifily johary valopolo hitsanaga eo ivelany i Jeho, sady hoy ie tamin-drozy;' Laha misy tafatsofoky amin'ireo johary zay andesiko an-tagnanareo, na ia ia mamela gnan'io olo io handosotsy, la ho ala aminy gny ainy ho solon'ilay tafatsoaky."