\v 8 Ndraiky andro i Elisa roso tany Sonema agny amin'izay hipetraran-gny ampela mpanan-draha raiky; la tinaony hisondry fihinana agnaminy ie. Sady saky gny mandalo ie, la mijano mihina ao. \v 9 Hoy lay ampela tamin-gny valiny: " Ingo, haiko henanizao, fa ie la johary masin-Dranagnahary, olo mbeto sanandro igny.