\v 7 Tafaran'io kelikeky, nisy dimampolo tamin'ireo anaky mpaminany nitsanga nifagnatsiky tamin-drozy tegny lavitsy lafa nitsanga teo an-tsisin'i Jordana rozy roe. \v 8 Nalan'i Elia gny sikiny,nahorongorony ,sady nivangoany tamin'io gny rano. Nizara tamin'ny lafiny roe gny renirano ka nandeha tamin'ny tany maiky rozy roe.