\v 27 Tamin'ny faha dimampolo roamby tao nanjakan'i azaria mpanjakan'i Joda, ro nanombohan'i Peka anak'i Remalia nanjaka teo amin'Israely tao samaria; nanjaka nandritsa gny roapolo tao ie. \v 28 Nanao zay raty teo imasim'i Yaveh ie. Tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama anak'i Nebata, zay nahatonga gny Israely nanota ie.