\v 13 Mbo nandefa vondro mpialy dimampolo fagnintelony ndraiky gny mpanjaka. Niakatsy io kapiteny io, nandohaliky teo agnatrehani Elia ie, sady niangavy azy voho nilaza taminy hoe:" Iha, ry joharin-Dranagnahary, mangataky aminao aho, ao ho sarobidy eo amasonao gn'aiko voho gnain'ireo mpanomponao dimampolo reto. \v 14 Eka tokoa, nilatsaky bakegny amin'ny lagnitsy gny bolo sady nandrava reo kapiteny roe voalohany miaraky amin'ireo johariny, fa amizao ao ho sarobidy eo amasonao gn'aiko."