\v 23 sady navilin'i Jorama gny kalesiny ka nandositsy ie sady niteny tamin'i Ahazia hoe:' Misy fitaky, ry Ahazia." \v 24 Sady la nenjagnin'i Jeho tamin'ny heriny iaby gny tsipikany ka notifiriny gny teo agnelagnelan'ny sorok'i Jorama; nitsatoky teo amin'ny fony gny ana-tsipika, ka nilavo bakegny amin'ny kalesy ie.