\v 7 Ahazia nivola tamin'ireo mpanday hafany hoe:" Johary manao akory, io olo nifanena taminareo sady nilaza reo safa reo io?" \v 8 Rozy namaly azy hoe:" Magnisy akanjo vita amin'ny volo ie sady fehin-kibo hoditsy teo amin'ny andilany." Sady gny mpanjaka namaly hoe:"Elia Tisbita io."