\v 11 Fatsy nijanjy Amazia. ka nanafiky Joasy mpanjakan'Israely sady nifagnati-tava tao Bety-semesy ie voho Amazia, mpanjakan'i joda, zay gnan'i Joda. \v 12 Resin'Israely joda, sady nandositsy noly gny johary iaby.