\v 19 Nandesin'i Joiada nagnaraky gnazy gny mpifehy anjatony, reo Karita, gny mpiamby, voho gny olo manontolo teo amin'ny tany sady niaraky nanday gny mpanjaka nizotso bakagny an-tragnon'i Yaveh rozy, ka nilitsy tao an-tragnon'ny mpanjaka, militsy amin'ny lala eo am-bavahadin'ireo mpiamby. Nangalaky gny toera teo amin'ny seza fiandrianan'ny mpanjaja i Joasy. \v 20 sady nazoto gny olo manontolo teo amin'ny tany, ka nilamy gny tana tafaran'ny namonoa gnan'i Atalia tamin'ny sabatsy tao an-tragnon'ny mpanjaka.