\v Nandeha tamin'ireo lalan'ny mpanjakan'Israely i Jehorama, manahaky zay nataon'ny avorohotan'i ahaba, fotony nangalaky gny anaky ampelan'i ahaba ho valiny ie, ka nanao zay raty teo imason'i Yaveh ie. \v 19 Ndra la io aza , nohon'ny amin'i Davida mpanompony , la tsy te-handrava gnan'i Joda i yaveh, fotony nivola taminy Ie fa hagnome gnazy avorohota mandrakariva.