auto save

This commit is contained in:
masikoro-002 2021-06-14 08:54:39 +03:00 committed by root
parent 4e613de5b1
commit fa2e33e0d9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Lafa nimpoly tagny amin'i Ahazia reo mpanday hafatsy, la hoy ie tamin-drozy hoe:" Fa manao akor ro nimpoly nareo?" \v 6 Hoy rozy taminy:" Nisy johary raiky nifanena taminay nilaza hoe:" Minpolia agny amin'ny mpanjaka zay nandefa gnanareo, sady lazao azy hoe:" Zao ro lazain'i Yaveh:' Satria,va tsy misy Ndranagnahary ao Israel
\v 5 Lafa nimpoly tagny amin'i Ahazia reo mpanday hafatsy, la hoy ie tamin-drozy hoe:" Fa manao akor ro nimpoly nareo?" \v 6 Hoy rozy taminy:" Nisy johary raiky nifanena taminay nilaza hoe:" Minpolia agny amin'ny mpanjaka zay nandefa gnanareo, sady lazao azy hoe:" Zao ro lazain'i Yaveh:' Satria,va tsy misy Ndranagnahary ao Israely ro nandefa gny olonao hangalaky hevitsy agny amin'i Bala-zeboba, ndranagnaharin'i Ekrona iha? ka nohon'io