auto save

This commit is contained in:
masikoro-002 2021-05-09 14:23:45 +03:00 committed by root
parent f6aa15e4b8
commit f151fff7e9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
4 Talohan'ny niboahan'Isaia tagnivon-tokotany eo,la niavy aminy gny resak'Yaveh hoe:5"Mimpolia,la agnambarao I Hezekia,lay mpitariky gny oloko hoe: zao ro safan'i Yaveh,Andriamanitr'I Davida razambenao:"Fa janjiko gny vavakao,sady hitako gny ranomasonao. hagnasitra anao Aho aming' andro fahatelo,sady hiakatsy agny an-tragnon'i Yaveh ianao.
4 Talohan'ny niboahan'Isaia tagnivon-tokotany eo,la niavy taminy gny safan'i Yaveh hoe:5"Mimpolia,la agnambarao I Hezekia,lay mpitariky gny oloko hoe: zao ro safan'i Yaveh,Andriamanitr'I Davida razambenao:"Fa janjiko gny vavakao,sady hitako gny ranomasonao. hagnasitra anao Aho aming' andro fahatelo,sady hiakatsy agny an-tragnon'i Yaveh ianao.