auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-23 05:23:48 +03:00 committed by root
parent e7122bba49
commit ef5b7a8b93
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Sady nifoha gny mpanjaka gny haly nilaza tamin'ireo mpannmpony hoe:' amizao la ambarako gnanareo gny nataon'ireo Syriana tamintsika. hain-drozy fa mosare tsika ka niala gny toby rozy rozy
\v 12 Sady nifoha gny mpanjaka gny haly nilaza tamin'ireo mpannmpony hoe:' amizao la ambarako gnanareo gny nataon'ireo Syriana tamintsika. hain-drozy fa mosare tsika ka niala gny toby rozy rozy mba hieaky an-tsaha. Hoy rozy:' Lafa miboaky gny tana rozy, la hataontsiuka sambo-belo, ka hilirantsika gny tana." \v 13 Namaly gny raiky tamin'ireo mpanompon'ny mpanjaka sady nivola hoe:' Mitalaho aminao aho, engao hangalaky dimy amin'ireo soavaly tavela reo johary, la z