auto save
This commit is contained in:
parent
7e2d1798e3
commit
e6d49f269d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 35 Tamin'ny matognaly io avao,niavy gny anjelin'i Yaveh la nanfiky gny tany misy an'ny Asyriana reo,ka nahafaty miaramila 185.000. Hitan'olo ze nifoza maray rey fatin'olo reo miampatsy mbegny. \v 36 Farany nenga an'Israely Sankeriba mpanjakan'i Asyria ka noly la nipetraky ta-Ninive agny. \v 37 Fa tafara atoy amizay,lafa ie ro nivavaky tan-tragnon'i Nisroka Zagnahariny ao,vinonon'i Andrameleka voho Sarezera anakilahiny tamin'ny sabatra ie.Bakeo amizay nilay tamin'ny tanin
|
||||
\v 35 Tamin'ny matognaly io avao,niavy gny anjelin'i Yaveh la nanfiky gny tany misy an'ny Asyriana reo,ka nahafaty miaramila 185.000. Hitan'olo ze nifoza maray rey fatin'olo reo miampatsy mbegny. \v 36 Farany nenga an'Israely Sankeriba mpanjakan'i Asyria ka noly la nipetraky ta-Ninive agny. \v 37 Fa tafara atoy amizay,lafa ie ro nivavaky tan-tragnon'i Nisroka Zagnahariny ao,vinonon'i Andrameleka voho Sarezera anakilahiny tamin'ny sabatra ie.Bakeo amizay nilay tamin'ny tanin'i Ararata agny rozy.Farany
|
Loading…
Reference in New Issue