From d869a8e0aaab5a510768e6176d78bc49afaa31a0 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Masikoro 002 <> Date: Sat, 24 Jul 2021 06:36:39 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 25/22.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/25/22.txt b/25/22.txt index cc101c6..961c6df 100644 --- a/25/22.txt +++ b/25/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 Laha gny amin'ireo fokonolo zay nijano tao amin'ny tanin'i Joda, reo zay nengan'i Nebokadnezara mpanjakan'i babylona la nametraky gnan'i Gedalia anaky lahin'i ahikama anak'i Safana hisafosafo gnan-drozy ie. \v 23 sady lafa ren'ireo lehiben'ny miaramila iaby, rozy voho reo olony, fa nataon'ny mpanjakan'i babylona governora i Gedalia, la nandeha tagny amin'ny gedalia tagny Mizpa rozy. Reto reo joharahy zao, Ismaela anaky lahin'i Netania, Johanana anaky lahin'i Karea, Seraia anaky lahin'i Tanometa lay Netofatita sady i Jazaniaanaky lahin'ilay Makatita__ rozy voho ol \ No newline at end of file +\v 22 Laha gny amin'ireo fokonolo zay nijano tao amin'ny tanin'i Joda, reo zay nengan'i Nebokadnezara mpanjakan'i babylona la nametraky gnan'i Gedalia anaky lahin'i ahikama anak'i Safana hisafosafo gnan-drozy ie. \v 23 sady lafa ren'ireo lehiben'ny miaramila iaby, rozy voho reo olony, fa nataon'ny mpanjakan'i babylona governora i Gedalia, la nandeha tagny amin'ny gedalia tagny Mizpa rozy. Reto reo joharahy zao, Ismaela anaky lahin'i Netania, Johanana anaky lahin'i Karea, Seraia anaky lahin'i Tanometa lay Netofatita sady i Jazaniaanaky lahin'ilay Makatita__ rozy voho olon-drozy. \v 24 Nanao fiaiana tamin-drozy reo voho tamin'ireo olony i Gedalia, sady nivola tamin-drozy hoe:' Ka matahotsy reo manampahefan'i Kaldeana nareo. Mitoera eo amin'ny tany sady manompoa gny mpanjakan'i Babylona, sady ho soa gnan \ No newline at end of file