auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-24 04:33:18 +03:00 committed by root
parent 619911fe16
commit bbf66a6949
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Manase la nagnory alitara fanompoan-tsampy tao an-tragnon'i Yaveh, ndra la nandidy gnazy i Yaveh hoe:' Ho mandrakizay ao Jerosalema gny agnarako." \v 5 Nagnory alitara ho gnan'ny kinta
\v 4 Manase la nagnory alitara fanompoan-tsampy tao an-tragnon'i Yaveh, ndra la nandidy gnazy i Yaveh hoe:' Ho mandrakizay ao Jerosalema gny agnarako." \v 5 Nagnory alitara ho gnan'ny kintan'ny lagnitsy iaby ie tao amin'ireo kianja roen'ny tragnon'i Yaveh. \v 6 Nataony tao agnaty bolo gny anany; sady nagnandro voho nanao sikily sady nangalaky hevitsy tamin'ireo zay miresaky amin'ny maty voho reo zay miresaky amin'ny fagnahy ie. nanao raty maro teo amason'i Yaveh ie sady ni