auto save

This commit is contained in:
masikoro-002 2021-07-08 12:53:54 +03:00 committed by root
parent 63f76bfca9
commit b6dca7f47d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Hoy i Elisa tamin-gny mpanjakan' Israely" Mifagnino moa, zaho noho iha? Ndagny, vonjeo mpagnambara hafatsin-dranao noho reninao reo". La nisafa taminy gny mpanjakan' Israely hoe: " Aha, fotony, Yaveh nikaiky mpanjaka telo reto, mba hagnome gnazy an-tagnan'i Moaba eo." \v 14 Namaly i Elisa: " Laha mbo velo koa i Yaveh tompon-gny raha iaby, an-katrehan'eo ro
\v 13 Hoy i Elisa tamin-gny mpanjakan' Israely" Mifagnino moa, zaho noho iha? Ndagny, vonjeo mpagnambara hafatsin-dranao noho reninao reo". La nisafa taminy gny mpanjakan' Israely hoe: " Aha, fotony, Yaveh nikaiky mpanjaka telo reto, mba hagnome gnazy an-tagnan'i Moaba eo." \v 14 Namaly i Elisa: " Laha mbo velo koa i Yaveh tompon-gny raha iaby, an-katrehan'eo ro itsanganako, laha tsy fiasiako gny fagnatrefan'i Josafata mpanjakan'i Joda, la tsy nijanjy gnanao zaho, ndra gny ho nanenty gn