auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-23 17:26:59 +03:00 committed by root
parent e4de02958f
commit b456b81788
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4Nangalaky reo toera abo ie, nandrava reo andry vato, sady nanapaky reo baon'Aseraha. Nanapatapaky gny menarana saba zay nataon'i Mosesy ie, fotony tamin'ireo andro reo ro nagnoroan'ny fokonolon'Israely gny ditin-kazo
\v 4Nangalaky reo toera abo ie, nandrava reo andry vato, sady nanapaky reo baon'Aseraha. Nanapatapaky gny menarana saba zay nataon'i Mosesy ie, fotony tamin'ireo andro reo ro nagnoroan'ny fokonolon'Israely gny ditin-kazo magnitsy ho gnan'io; io la nikaihy hoe:' Nehostana." \v 5 Nahatoky gnan'i Yaveh, lay Ndranagnaharin'Israely i Hezekia, mba tsy hisy olo hitovy aminy ao afara eo amin'ireo mpanjakan'i Joda iaby, na eo amin'ireo mpanjaka zay talohany.