diff --git a/14/01.txt b/14/01.txt index 0295fc4..fb175af 100644 --- a/14/01.txt +++ b/14/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v1 Tamin'ny faharoe tao naha-mpanjaka gnan'i Joasy anaky lahin'i Joahaza, mpanjakan'Israely, la nanomboky nanjaka i Amazia \ No newline at end of file +\v1 Tamin'ny faharoe tao naha-mpanjaka gnan'i Joasy anaky lahin'i Joahaza, mpanjakan'Israely, la nanomboky nanjaka i Amazia anak'i Joasy, mpanjakan'i Joda. \v 2 Roapolo limy amby tao ie ro nanomboky nanjaka; nanjaka roapolo sivy amby tao tao Jerosalema ie. Gny agnaranan'ny reniny la i Joadana, bakagny Jerosalema. \v 3 Nanao zay to teo imason'i Yaveh ie. \ No newline at end of file