auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-23 05:23:48 +03:00 committed by root
parent d1ccf11a62
commit 872bfe7446
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Ka niseho io araky gny fa nolazain'ny joaharin-Dranagnahary tamin'ny mpanjaka hoe:' amin'izao fotoa zao eo am-bavahadin'ny Samaria, la azo vily ho sekely raiky gny vary hordea roe famarana, sady gny koba soa lisa raiky famarana la ho sekely raiky. \v 19 Namaly gnan'ilay joharin-Dranagnahary io lehiben'ny mpiam
\v 18 Ka niseho io araky gny fa nolazain'ny joaharin-Dranagnahary tamin'ny mpanjaka hoe:' amin'izao fotoa zao eo am-bavahadin'ny Samaria, la azo vily ho sekely raiky gny vary hordea roe famarana, sady gny koba soa lisa raiky famarana la ho sekely raiky. \v 19 Namaly gnan'ilay joharin-Dranagnahary io lehiben'ny mpiamby gnan'io sady nilaza hoe:' Ingo, ndra la hanao varavarakely egny an-dagnitsy aza i Yaveh , hitranga va io raha io? Fa nilaza i Elisa hoe:' Ingo, hahita gny fitranagan'io amin'ny masonareo nareo kanefa tsy hihina amin'io nareo. \v 20 Manahaky gnan'io tokoa ro nise