auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-24 04:33:18 +03:00 committed by root
parent 13392ef32b
commit 81e4d2e187
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Hoy i Hilkia mpisorona be tamin'i safana mpanora-dalagna hoe:' Hitako tao amin'ny tragnon'i Yaveh gny bokin'ny lalagna. \v 9 Ka namean'i Hilkia gnan'i Safana gny boky sady namaky gnan'io ie. Lasa i Safana sady nangalaky gny boky tegny amin'ny mpan
\v 8 Hoy i Hilkia mpisorona be tamin'i safana mpanora-dalagna hoe:' Hitako tao amin'ny tragnon'i Yaveh gny bokin'ny lalagna. \v 9 Ka namean'i Hilkia gnan'i Safana gny boky sady namaky gnan'io ie. Lasa i Safana sady nangalaky gny boky tegny amin'ny mpanjaka ,sady hitatitsy aminy avao koa manao hoe:' Reo mpanomponao la nandany gny drala zay hita teo an-tagnan'ireo mpiasa zay magnara-maso gny avorohota gny tragnon'i Yaveh io." \v 10 La hoy i Safana mpanora-dalagna tamin'ny mpanjaka" Hilkia mpisoro be ro nagnome gnahy gny boky.