auto save
This commit is contained in:
parent
00d95f42ee
commit
71e12b4ddc
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 34 Nanao zay to teo imason'i Yaveh i jotama. Nagnaraky gny ohatsy iaby zay nataon'i Azaria rainy ie. \v 35 Kanefa ,tsy mba nala reo toera abo. Mbo nanao soro voho nagnoro ditin-kazo magnitsy teo amin'ireo toera abo avao gny fokonolo. Nantsangan'i Jotama gny vavahady agnabon'i Yaveh. \v 36 Laha gny amin'ireo raharaha hafa mahakasiky gnan'i Jotama, voho zay ia
|
||||
\v 34 Nanao zay to teo imason'i Yaveh i jotama. Nagnaraky gny ohatsy iaby zay nataon'i Azaria rainy ie. \v 35 Kanefa ,tsy mba nala reo toera abo. Mbo nanao soro voho nagnoro ditin-kazo magnitsy teo amin'ireo toera abo avao gny fokonolo. Nantsangan'i Jotama gny vavahady agnabon'i Yaveh. \v 36 Laha gny amin'ireo raharaha hafa mahakasiky gnan'i Jotama, voho zay iaby nataony, moa va tsy fa voasoratsy ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda io? \v 37 Tamin'i andro io Yaveh la nanomboky nagniraky gnan'i Rezina mpanjakan'i arama voho Peka anak'i remalia, hanohitsy gnan'i Joda. \v 38 Nimaty naraky tamin'reo razambeny i Jotama sady nalevy niaraky
|
Loading…
Reference in New Issue