auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-23 05:23:48 +03:00 committed by root
parent 76e5d8cdb6
commit 6bed646b5c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Sady nana avorohota fitopolo tagny samaria i ahaba. Nanoratsy taratasy i Jeho ka nandefa gnan'io tagny Samaria, ho gnan'ireo mpanapaky gnan'i Jezirela tao agnatin'io reo loholo voho reo mpiamby gny avorotan'i ahaba, nilaza hoe:' \v 2 " Eo aminareo reo avorohota gny tomponareo, sady mana kalesy voho soavaly sady tana voaaro voho akanjo fiarova avao koa nare
\v 1 Sady nana avorohota fitopolo tagny samaria i ahaba. Nanoratsy taratasy i Jeho ka nandefa gnan'io tagny Samaria, ho gnan'ireo mpanapaky gnan'i Jezirela tao agnatin'io reo loholo voho reo mpiamby gny avorotan'i ahaba, nilaza hoe:' \v 2 " Eo aminareo reo avorohota gny tomponareo, sady mana kalesy voho soavaly sady tana voaaro voho akanjo fiarova avao koa nareo. Nohon'io laha vao avy eo aminareo toy taratasy toy, \v 3 la filio zay soa voho mendiky mare amin'ireo avorota gny tomponareo ka apetraho ho eo amin'ny Seza fiandrian-drainy ie, sady mialia ho