diff --git a/14/23.txt b/14/23.txt index a97f186..a0b0414 100644 --- a/14/23.txt +++ b/14/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 Tamin'ny faha folo limiamby tao naha-mpanjaka gnan'i Amazia, anaky lahin'i Joasy mpanjakan'i Joda, ro nanombohan'i Jeroboama anaky lahin'i Joasy mpanjakan'Israely nanjaka tao Samaria; nanjaka nandritsy gny efapolo raiky amby tao ie. \v 24 nanao raty teo imason'i Yaveh ie. tsy niala tamin'ireo fahota natao \ No newline at end of file +\v 23 Tamin'ny faha folo limiamby tao naha-mpanjaka gnan'i Amazia, anaky lahin'i Joasy mpanjakan'i Joda, ro nanombohan'i Jeroboama anaky lahin'i Joasy mpanjakan'Israely nanjaka tao Samaria; nanjaka nandritsy gny efapolo raiky amby tao ie. \v 24 nanao raty teo imason'i Yaveh ie. tsy niala tamin'ireo fahota nataon'i Jeroboama anaky lahin'i Nebata ie, zay nahatonga gny Israely hanota. \v 25 Nampimpoly gny sisin-tanin'Israely nanomboky teo Lebo Hamata hatragny amin'ny Ranomasin'ny araba ie araky gny safan'i Yaveh, lay Ndranagnaharin'Israely, zay fa noresahany tamin'i Jona m \ No newline at end of file