diff --git a/10/15.txt b/10/15.txt index 025f17a..929c6e8 100644 --- a/10/15.txt +++ b/10/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 Lafa niala teo i Jeho, la nifanojoky tamin'i Jonadaba anaky lahin'i Rekaba sady namonjy gnazy. Niarahaba gnazy i Jeho ka nivola taminy hoe;' Miaraky amiko va gny fonao, manahaky gny foko zay miaraky amin'ny gnanao?" Namaly i Jona \ No newline at end of file +\v 15 Lafa niala teo i Jeho, la nifanojoky tamin'i Jonadaba anaky lahin'i Rekaba sady namonjy gnazy. Niarahaba gnazy i Jeho ka nivola taminy hoe;' Miaraky amiko va gny fonao, manahaky gny foko zay miaraky amin'ny gnanao?" Namaly i Jonadaba hoe:' Io tokoa. Hoy i Jeho :' Laha io tokoa ro ie la atolory ahy gny tagnanao." Ka natolon'i Jonadaba gnazy gny tagnany, sady nampiakarin'i Jeho niaraky taminy teo amin'ny kalesiny i Jonadaba. \v 16 Hoy i Jeho " Miaraha amiko ka jereo gny \ No newline at end of file