diff --git a/20/12.txt b/20/12.txt index b313658..a69b2d8 100644 --- a/20/12.txt +++ b/20/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Tamin'izay fotoa zay i Merodaka Baladana,anak'i Baladana mpanjakan'i Babylona,nandefa taratasy voho fagnomeza tagny amin'i Hezekia,fotony jany aretin'i Hezekia igny. \v 13 Ninjanjy an'ny taratasy zay Hezekia la natorony an'ny mpanday hafatsy reo gny Lapa iaby voho gny zava-tsarobiny, gny raha sarotsy vily igny iaby,gny volavoty,gny volamena,gny raha magnitsy iaby,gny volafoty,gny volamena,gny raha magnitsy iaby voho gny menaky sarotsy vily noho gny tragno fagnajariany kobay fialiany reo,raha iaby reo,raha iaby reo nagnatin'ny mangazeny ao tsy misy raha tsy natoron'i Hezekia an-drozy ta-tragno ao ndra raiky. \ No newline at end of file +\v 12 Tamin'izay fotoa zay i Merodaka Baladana,anak'i Baladana mpanjakan'i Babylona,nandefa taratasy voho fagnomeza tagny amin'i Hezekia,fotony jany aretin'i Hezekia igny. \v 13 Ninjanjy an'ny taratasy zay Hezekia la natorony an'ny mpanday hafatsy reo gny Lapa iaby voho gny zava-tsarobidy,gny volavoty,gny volamena,gny raha magnitsy iaby,voho gny menaky sarotsy vily oho gny tragno fagnajariany kobay fialiany reo,raha iaby reo,raha iaby reo nagnatin'ny mangazeny ao tsy misy raha tsy natoron'i Hezekia an-drozy ta-tragno ao ndra raiky. \ No newline at end of file