@ -0,0 +1 @@
\v 15 Laha gny amin'ireo raha hafa mahakasiky gnan'i Joasy, zay iaby nataony , gny fahefany, sady gny fomba nialiany tamin'i Amazia mpanjakan'i Joda, moa tsy fa voasoratsy ao agnatin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely va io? \v 16 Sady n