auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-24 04:33:18 +03:00 committed by root
parent e1dc84a9ce
commit 3c5de7a938
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Gny sary sokits'i Astarta zay nataony, la napetrany tao an-tragnon'i Yaveh io. Ka momba gnan'io tragno io ro niresahan'i Yaveh tamin'i Davida voho Solomona anany; hoy ie hoe;' Tato amy toy tragno toy sady
\v 7 Gny sary sokits'i Astarta zay nataony, la napetrany tao an-tragnon'i Yaveh io. Ka momba gnan'io tragno io ro niresahan'i Yaveh tamin'i Davida voho Solomona anany; hoy ie hoe;' Tato amy toy tragno toy sady tao Jerosalema zay nifiliko tamin'ireo fokon'Israely manontolo, ro hametrahako gny agnarako mandrakizay. \v 8 Sady tsy hampirenireny gny tombokIsraely hiboaky amin'ny tany zay nameako gny razan-drozy sasay Aho laha mankato soa reo iaby zay nandidiako rozy