auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-23 17:26:59 +03:00 committed by root
parent ac80265cc7
commit 336b1c7853
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 La nalan'i Hezekia gny volamena teo amin'ny tempolin'i Yaveh voho teo amin'ny andry zay nametrahany takela-bolamena; sady nameany gny mpanjakan'i asyria gny volamena. \v 17 Nefa gny mpanjakan'i asyria nagnetsiky gny tafiny bevata nagniraky gnan'i Tartana voho Raba-sarsa sady gny lehiben'ny mpifehy bakagny Lakisy ho agny amin'i Hezekia mpanjaka ao J
\v 16 La nalan'i Hezekia gny volamena teo amin'ny tempolin'i Yaveh voho teo amin'ny andry zay nametrahany takela-bolamena; sady nameany gny mpanjakan'i asyria gny volamena. \v 17 Nefa gny mpanjakan'i asyria nagnetsiky gny tafiny bevata nagniraky gnan'i Tartana voho Raba-sarsa sady gny lehiben'ny mpifehy bakagny Lakisy ho agny amin'i Hezekia mpanjaka ao Jerosalema. Nandeha niakatsy tamin'ny lala rozy sady avy tao ivelan'i Jerosalema. Namonjy gny lakan-dranon'ny Kamory agnabony rozy, teo an-