auto save

This commit is contained in:
masikoro-002 2021-07-09 09:31:27 +03:00 committed by root
parent 63253d57fd
commit 2e946d5968
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Ka hoy i Elisa: " Ino zao ro azontsika atao ho gnazy?" La namaly i Gehazy hoe: " Eka vatany hondy, tsy mana gn'anaky ie, noho fa antitsy koa gny valiny". \v 15 La namaly i Elisa hoe: " Kaiho ie." Lafa baky nikaiky gnazy ie, la nitsanga tam-baravagn
\v 14 Ka hoy i Elisa: " Ino zao ro azontsika atao ho gnazy?" La namaly i Gehazy hoe: " Eka vatany hondy, tsy mana gn'anaky ie, noho fa antitsy koa gny valiny". \v 15 La namaly i Elisa hoe: " Kaiho ie." Lafa baky nikaiky gnazy ie, la nitsanga tam-baravagna teo. \v 16 Hoy i Elisa: " Amy gn'andro manahaky gnan'izao, laha hery gny tao, la hiotro aja johary iha." Ka la hoy ampela eo: " Aia koa lahy ragnandria noho olon-Dranagnahary, ka m