auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-23 17:26:59 +03:00 committed by root
parent e758ac135e
commit 072676b91c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Sady tamin'ny tao faha folo efatsamby nanjakan'i Hezekia mpanjaka, Sankeriba mpanjakan'i Asyria la nanafiky gny tana voaaro mare iabin'i Joda ka nangalakygnan'ireo. \v 14 Ka nandefa hafatsy tagny amin'ny mpanjakan'i Asyria, zay tagny Lakisy i Hezekia mpanjakan'i Joda nanao hoe:' fa nanafitohina gnanao aho. Miala amiko. Ndra ino ino hampagnandesinao la ho handesiko."
\v 13 Sady tamin'ny tao faha folo efatsamby nanjakan'i Hezekia mpanjaka, Sankeriba mpanjakan'i Asyria la nanafiky gny tana voaaro mare iabin'i Joda ka nangalakygnan'ireo. \v 14 Ka nandefa hafatsy tagny amin'ny mpanjakan'i Asyria, zay tagny Lakisy i Hezekia mpanjakan'i Joda nanao hoe:' fa nanafitohina gnanao aho. Miala amiko. Ndra ino ino hampagnandesinao la ho handesiko." La nitaky tamin'i Hezekia mpanjakan'i Joda mba handoa gny talenta voalfoty telonjato voho talenta volamena telopolo gny mpanjakan'i asyria. \v 15 Ka namean'i Hezeki