auto save

This commit is contained in:
masikoro-002 2021-05-12 16:51:54 +03:00 committed by root
parent cdcc2c04c9
commit 01a7109c40
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Tamin'izay fotoa zay i Merodaka Baladana,anak'i Baladana mpanjakan'i Babylona,nandefa taratasy voho fagnomeza tagny amin'i Hezekia,fotony jany aretin'i Hezekia igny. \v 13 Ninjanjy an'ny taratasy zay Hezekia la natorony an'ny mpanday hafatsy reo gny Lapa iaby voho gny zava-tsarobidy,gny volavoty,gny volamena,gny raha magnitsy iaby,voho gny menaky sarotsy vily sady koa gny tragno fagnajariany fitaova fialiany reo,raha iaby reo, la hita tagnaty tragno fitahiriza ao tsy misy raha tsy natoron'i Hezekia an-drozy ta-tragno ao ndra raiky.
\v 12 Tamin'izay fotoa zay i Merodaka Baladana,anak'i Baladana mpanjakan'i Babylona,nandefa taratasy voho fagnomeza tagny amin'i Hezekia,fotony jany aretin'i Hezekia igny. \v 13 Ninjanjy an'ny taratasy zay Hezekia la natorony an'ny mpanday hafatsy reo gny Lapa iaby voho gny zava-tsarobidy,gny volavoty,gny volamena,gny raha magnitsy iaby,voho gny menaky sarotsy vily sady koa gny tragno fagnajariany fitaova fialiany reo,raha iaby reo, la hita tagnaty tragno fitahiriza ao tsy misy raha tsy natoron'i Hezekia an-drozy ta-tragno ao ndra tao amin'ny fanjakany.