msh_2ki_text_reg/25/20.txt

1 line
279 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-24 05:05:05 +00:00
\v 20 sady i Nebozaradana, lehibewn'ny mpiamby , nangalaky sady nanday gnan-drozy tagny amin'ny mpanjkan'i babyloa tagny Ribla. \v 21 Novonoan'ny mpanjakan'i Babylona tao ribla tao amin'ny tany Hamata rozy. manahaky gnan'io ro nanaova sesitany gnan'i Joda tagny ivelan'ny taniny.