msh_2ki_text_reg/20/10.txt

1 line
272 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-12 13:51:54 +00:00
\v 10 Namaly i Hezekia:"Mora amin'ny aloky gny handeha dingana folo.Aha! engao hihemotsy dingana folo gn'aloky. \v 11 La nikaikaiky an'i Yaveh Isaia mpaminany,la nandesiny nimpoly,nihemotsy dingana folo gny aloky, avy tagny amin'ny nihetsehany teo amin'ny tohotr'i Ahaza.